| Entry | fifanaratsiana (ratsy) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Examples | Tsy ny fifanaratsiana na ny fifampiam-pangana atsy sy ary no hahavitana ny adidy efa noraisina sy nekena an-tsitrapo, fa ny fifampandeferana sy ny fifanajan-kevitra ananan' ny olona tsirairay avy sy ny finoan' ny olona isan-karazany avy koa.
[2.285] | ||||
| Morphology |
| ||||
| Updated on 2023/01/20 |
|