|
|
|
|

Entry fifanakalozana (takalo)
Part of speech noun
 échange, transaction [1.13]
Examples 
1Ny tsara indrindra hoy izy ireo dia ny fifanakalozana. [2.445]
2Tsy fantatro izay "asa rehetra" tondroiny amin' izany, fa raha nisy fifanakalozana azo atao, inoako fa ho nivadi-dela haingana ireny olona ireny. [2.472]

Updated on 2023/01/20