| Entry | fifampitaizana (taiza) | |
| Part of speech | noun | |
| Examples | Mety ho saro-tadiavina toy ny aretin-jaza mena vava izany kanefa farafaharatsiny, hatomboka dieny izao satria sao mahazo vahana sy mitady hiorim-paka ary atahorana sanatriavina ho lasa kolotsaina sy fifampitaizana ka holovain-taranaka.
[1.368] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|