| Entry | fifakoana (fako) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanangonana (fakofako, fikotra, bozaka) [1.1] | ||
| L’action de ramasser les balayures, les débris, le lieu [1.3] | ||
| Examples | Toa milaza aminy hoe "tsy fataon' ny ankizy mihitsy ny fifakoana kitay fahavelon-drainy, nefa ataony amin' izao faotoana izao" - sy ny fitohizan' ny resaka tsy hay tampenana intsony.
[2.470] | |
| Updated on 2023/01/08 |
|