| Entry |
fifadiana
(fady)
|
| Part of speech | noun
|
| | Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran' ny Razana na noho ny famehezan-tena: Fifadiana fisotro mahamamo [1.1]
|
| | Abstention [1.7]
|
| | L'abstinence, le jeûne, la mortification, le temps [pour le jeûne] [1.3]
|
| | Abstention de certains mets, certains actes tabous [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Ny Fivavahana sy ny fombany rehetva dia ny Batisa, ny Asosaiety, ny fifadiana alahady, ny Fiangonana na alahady na tsy alahady sns dia tsy maintsy hajanona avy hatrany.
[2.508]
|
| 2 | Tsy azo lavina kosa anefa fa nisy toe-tsaina tsara sy madio izay tsy azo odian-tsy hita tamin' ireo fombafomba nankalazana ny famorana taloha, toy ny fifadiana ny fitondran-tena ratsy nandritra io fotoana io.
[2.436]
|
|
| Article |
|