|
|
|
|

Entry fieritreretana (eritreritra)
Part of speech noun
 Fiasan' ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao, anaka [1.1]
 The conscience [1.2, 1.7]
 Reflexion [1.2]
 Mulling things over [1.7]
 Action de réfléchir [1.3, 1.8]
 La conscience [1.8]
 Réflexion [1.13]
Examples 
1Ny fieritreretana no milaza ny fahamarinan'izany. [2.366]
2izany ary tsy ilana fieritreretana kely akory izany. [2.528]
Synonyms fieretana
Article 

Updated on 2025/09/13