|
|
|
|

Entry fidinginana (dingina)
Part of speech noun
 Fijoroana manondro lanitra: Fidinginan' ny rambon' osy
Fiakarana avo dia avo tampoka: Nahagaga ny fidinginan' ny vaton-dRakoto tamin' ny fifidianana farany tao [1.1]

Updated on 2023/01/05