| Entry |
fidinana
(idina)
|
| Part of speech | noun
|
| | Asa atao rehefa midina, izany hoe rehefa mankamin' ny toerana ivaiva kokoa: Mahasalama ny olona sasany ny fidinana any amoron-dranomasina. Sarotsarotra ny fidinana amin' itỳ fiara itỳ Lalana midina mitsontsorika mankamin' ny toerana ambany: Mitandrema tsara amin' ny fidinana fa malama ny lalana [1.1]
|
| | L’action de descendre, la descente [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Mahafinaritra mihitsy ny hitaingina kalesy atsy amin' ny fidinana avara-tanàna.
[2.332]
|
| 2 | Ny ampitson' iny fidinana tany Ampangambe iny vao nanohy ny diany I Feno sy Donga.
[2.472]
|
|
|