|
|
|
|

Entry fibohaka (bohaka)
Part of speech noun
 Fisavovona (fiteny indrindra amin' ny zavatra mihofakofaka sy miefakefaka): Mahatsikaiky ny fibohaky ny volon' io zazalahy io
Fandanilaniana foana, fanobatobana [1.1]

Updated on 2023/01/20