|
|
|
|

Entry fibiriohana (birioka)
Part of speech noun
 Fivilianana any amin' izay tsy izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibiriohan' ny fiara any an-kady
Fandosirana, filefana [1.1]

Updated on 2023/01/05