| Entry |
fibebahana
(bebaka)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminao! Fiovana ho kristianina: Angataho isan' andro amin' Andriamanitra ny fibebahan' ny tsy mpino [1.1]
|
| | Repentance, contrition [1.2, 1.7]
|
| | Confession [1.2]
|
| | L'action d'avouer sa faute, celui auquel ou avoue sa faute en demandant pardon, conversion [1.3]
|
| | Repentir, regret [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ny « fibebahana » dia ny fandaozana ny fahotana
[1.38]
|
| 2 | Voasasan' ny fibebahana ilay fahotana nangatrakatraka!
[2.499]
|
|
| Article |
|