|
|
|
|

Entry fibatana (bata)
Part of speech noun
 Fanaingana amin' ny tanana, fanonjonana [1.1]
 L'action de soulever avec les mains, l'instrument pour soulever [1.3]
 Manutention, levage [1.13]
Examples Tonga tsy nantsoina ny mpiasa efa nandry tsirangaranga niandry ny hiverenako, nony nandre ny feoko nihiaka tao anaty tranohevam-piarakodia, ka ny valiny hitako aloha dia ny fibatana ny maratra ho any an-trano. [2.944]

Updated on 2023/01/20