|
|
|
|

Entry fibararahana (bararaka)
Part of speech noun
 Fanaikena sy fiaikena ny hadisoan' ny tena noho ny fisehoan' ny marina tsy azo lavina intsony [1.1]
Synonyms fibararana

Updated on 2023/02/10