| Entry | fiantandroka (tandroka) | |
| Part of speech | noun | |
| Manière de se cramponner [aux cornes d'un boeuf] [1.3] | ||
| Examples | Izao no anaran' ny fiantandrok' omby : taingim-bozona, fehiloha, befelana, betongoa, ankoatra, kendaroroka, mandrilava, manongotra (samboriny ny tongoben' omby anankiray dia aingany, ka na manao ahoana na manao ahoana no fitroatran' ny omby dia tsy avelany, ka misy mahalavo omby samy irery.
[1.437] | |
| Entry | fiantandroka | |
| Part of speech | noun | |
| Vocabulary | ||
| Analogs | fiamalandy ~ fiamandry ~ fiamangataka ~ fiamangidy ~ fiambola ~ fiambazana ~ fiampotsy ~ fiandava | |
| Updated on 2023/01/06 |
|