|
|
|
|

Entry fiangonana (angona)
Part of speech noun
 Trano fivahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana fombam-pivavahana isan-karazany: lasa any am-piangonana izy
Ny fitambaran'ny kristianina manaiky lehibe tokana [1.1]
 The church; the people who assemble regularly together for worship. [1.2]
Examples 
1Dia neken'ny fiangonana izany [2.59]
2Firy re no Fiangonana toy izany ankehitriny? [2.649]
Article 
Illustrations 

Updated on 2023/06/12