| Entry |
fianarana
(anatra)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra [1.1]
|
| | The act of learning; studies; a school [1.7]
|
| | Action d'apprendre; études, leçons; école [1.8]
|
| | étude, apprentissage [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo;
[2.324]
|
| 2 | Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana.
[2.471]
|
| 3 | Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia.
[2.472]
|
| 4 | Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana?
[2.499]
|
|
|