|
|
|
|

Entry fiakarana (akatra)
Part of speech noun
 Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana [1.1]
 An upward climb, ascent [1.7]
 Côte, montée, l'action de monter, de s'élever [1.3]
 Montée, ascension ; côte à monter [1.8]
Examples 
1Tsy sarotra loatra ny fiakarana noho ny bozaka misy hamikirana. [2.499]
2Ary nony niakatra ny fiakarana ny andriana, dia nandefa tafondro iray vava; [2.48]

Updated on 2023/01/20