| Entry |
fiakanjo
(akanjo)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fomba entina miakanjo [1.1]
|
| | La manière de s'habiller ; l’habit de mise, propre à être mis [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Tsy olona madio fiakanjo avokoa izy rehetra famaro no mena lamba noho ny maha tambanivohitra azy.
[2.470]
|
| 2 | Nanaraka ny hevitra sy ny fomban-dRadama ny Menamaso ary vonton' ny fomba fanao nentin' ny Vazaha hatramin' ny fiakanjo sy ny filàm-pahafinaretana hafahafa rehetra.
[2.508]
|
|
|