|
|
|
|

Entry fiaingana (ainga)
Part of speech noun
 Fisondrotana
Fanombohana mandeha: Amin' ny 1 ora sy sasany ny fiaingan' ny aeroplanina mankany Toamasina [1.1]
 L’action de se lever, de partir [1.3]
 Départ [1.13]
Examples 
1Tso-drano no angatahiko ao alohan' ny fiaingana. [2.928]
2Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [2.472]

Updated on 2024/05/28