|
|
|
|

Entry fiainga (ainga)
Part of speech noun
 Fomba entina miainga, izany hoe misondrotra na miarina
Fomban' ny zavatra miainga, misondrotra: Ny fiaingan' ny fiaramanidina [1.1]
 La manière de se lever [1.3]
Examples Antoandro fiainga ihany izy ireo. [2.470]

Updated on 2023/02/27