| Entry | fiainana (aina) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fakana aina, fakana fofon' aina: Miadana erỳ ny fiainan' itỳ marary itỳ izany Fe-potoana eo anelanelan' ny ahaterahana sy ny ahafatesana: Nanao ny tsara mandrakariva io olona io nandritra ny fiainany Fifaliana na fanaranana amin' ny hanina sy ny fisotro: Manao fiainana marina ry zareo ato avaratra fa mamono akoho mifahy isan' andro Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piainana madio sy tsara mandrakariva ianareo [1.1] | |||||
| Life; the act of breathing [1.7] | |||||
| Vie: Lava fiainana izy (Il vit longtemps) ~
Ny fiainana mandra-kizay (La vie éternelle) Respiration, canal respiratoire, soupirail [1.3] | |||||
| La vie; action de respirer [1.8] | |||||
| Vocabulary | ~ | ||||
| Examples |
| ||||
| Morphology |
| ||||
| Article | Randzavola: fiainana ao amin' ny Baiboly | ||||
| Entry | Fiainana | ||||
| Part of speech | name (book title) | ||||
| Author | Andriamampianina Zo | ||||
| Publishings | Pages: 6. | ||||
| Tables and plates | All the titles | ||||
| Updated on 2023/07/14 |
|