|
|
|
|

Entry fiaina (aina)
Part of speech noun
 Fomba entina miaina, na maka fofon' aina izany: Miadam-piaina ny marary [1.1]
 Respiration [1.32]
 La manière de vivre, de respirer [1.3]
 Respiration [1.13]
Vocabulary 
Examples I feno tsy nihetsika, fa niefonefona fiaina tao anaty lamba tao. [2.472]
Morphology 
Simple : fiaina, fiaiko, fiainao, fiainy, fiaintsika, fiainay, fiainareo, fiain', fiain-, fiaim-, fiai-
Prefixed : -piaina, -piaiko, -piainao, -piainy, -piaintsika, -piainay, -piainareo, -piain', -piain-, -piaim-, -piai-
Synonyms fisefo

Entry fiaina (aina)
Part of speech noun
 Fomba entina mitondra tena: Ratsiratsy fiaina itỳ zaza itỳ [1.1]
 La conduite [1.3]
Vocabulary 
Examples 
1Malemy fanahy, tsara fiaina, manaja izay nofidiny ho fofombady! [2.499]
2Izany no antony nanaovana mifanandrify ny fiaina amin' ny fisian-javatra. [2.245]

Updated on 2023/09/09