| Entry | fenitra | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Ny tsorak' ahitra efatra alahatra voalohany, atao mitanam-bokovoko, dia ireo no fototra anombenana ny rary amin' ilay harona na sobika atao [1.10] | |||||
| Ireo soritra amin' ny rary mifanipaka, izay toa mahavita sary [1.1] | |||||
| Four strips of rush placed diagonally at the bottom of a basket, etc., extending from corner to corner, and forming a foundation on which the basket is plaited [1.2] | |||||
| Raies des nattes dirigées dans un sens différent et formant des dessins [1.3] | |||||
| Entry | fenitra | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fanorenana, fiandohana Ny fandimbiasana ara-dalàna tsy miovaova ny taranaky ny mpanjaka teto amin' ny Fanjakana Malagasy izy; koa na ny mpanjaka na ny vahoaka dia samy tsy misy mivadibadika na mikorontana, fa misy fitohizana ara-dalàna hatrany [1.10] | |||||
| Fomba fanao, indrindra izay mikasika fifandraisan' ny vahoaka sy ny andriamanjaka fahizay: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra [1.1] | |||||
| Foundation, origin, first cause, etc. This word is also used to express the continuous succession to the sovereignty of a dynasty, as: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra (The people have no change in the succession) [1.2] | |||||
| Coutume, usage Ce qui s'est fait dans les temps passés de peuple à souverain et de souverain à peuple [1.3] | |||||
| Examples |
| ||||
| Updated on 2023/06/14 |
|