| Entry | fatsora | |
| Part of speech | adjective | |
| Fetsy, mahay mampiseho ny hafetseny na ny laingany amin' ny endrika somary hatsikana na be vazivazy; mpamitaka malama vava, mpandaingalainga, kapotsaka [1.1] | ||
| Sly, cunning, crafty, tricky, arch. See hatsikana. [1.2] | ||
| A deceiver [1.7] | ||
| Hâbleur, trompeur [1.3, 1.8] | ||
| Craqueur [1.3] | ||
| Examples | Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora.
[2.442] | |
| Updated on 2023/09/10 |
|