|
|
|
|

Entry fatritra
Part of speech noun
 Ratsy fiaina, tsy tsara toetra, tsy maotina: Fatritran' olona ilay zazalahy iny, anaka, ka fadio ny miaraka aminy
Mitovy hevitra: batritra [1.1]

Updated on 2012/11/16