|
|
|
|

Entry fasana aniritra
Part of speech locution
Elementary words fasana, aniritra
 Fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra [1.1]

Updated on 2023/04/16