| Entry |
faroratra
|
| Part of speech | noun
|
| | Zavatra maditidity miraikidraikitra Ny tadim-polihala [1.1]
|
| | The small filaments which are produced from anything glutinous when drawn out. [1.2]
|
| | Fil ténu produit par l'allongement ou la séparation de matières visqueuses, les fils des araignées et des vers à soie [1.3]
|
| | Nom des fils ténus qui se forment à partir des écorces riches en gutta ou en produits analogues quand on les rompt et qu'on écarte les fragments avec précaution. Les Malgaches les comparent au fil de l'araignée. [1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples | Dia nandeha nitety tamin' ny faroratra izy ka tsy nitehika ny lanitra, tsy nikasika ny ravin-kazo, ary tsy nandia tany.
[2.69]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
faroratra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tambahoaka]
Hala (bibikely) [1.78]
|
| | A provincial name for a centipede or spider. See trambo
[1.2]
|
| | [Tankarana]
Espèce d'araignée ; araignée (ses fils). [1.19]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
|
| Entry |
Faroratra
|
| Part of speech | name (anthroponym)
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Avy amy ny Rafaroratra ny odi-tara-biby.
[2.48]
|
| 2 | ny sampy masina ompiana, Manjakatsiroa, Kelimalaza, Fantaka, Mahavaly, Rehaza, Tsimahalahy, Vatamena, Manjaibola, Faroratra, sy ny zava-masina ambony ny tany.
[2.48]
|
|
| Other spellings |
| Tables and plates |
|
|