|
|
|
|

Entry faritana (faritra)
Part of speech passive verb
 Asiana faritra: Nofaritana ny tanimbolinay
Ferana: Nofaritan' ny antenimieram-pirenena ny fahefan' lehiben' ny fivondronana [1.1]
 To be marked out. [1.2]
 To be limited; to be circumscribed [1.7]
 Qu'on limite, qu'on circonscrit [1.8]
Morphology 
Present : faritana, faritako, faritanao, faritany, faritantsika, faritanay, faritanareo, faritan', faritan-, faritam-, farita-
Past : nofaritana, nofaritako, nofaritanao, nofaritany, nofaritantsika, nofaritanay, nofaritanareo, nofaritan', nofaritan-, nofaritam-, nofarita-
Future : hofaritana, hofaritako, hofaritanao, hofaritany, hofaritantsika, hofaritanay, hofaritanareo, hofaritan', hofaritan-, hofaritam-, hofarita-
Imperative : farito

Updated on 2023/01/20