|
|
|
|

Entry faohana (faoka)
Part of speech passive verb
 Diovina amin' ny fampandalovana lamba eo amboniny: Tsy nofaohanao tsara ny fanaka, anaka [1.1]
 To be wiped [1.2, 1.7]
 Qu'on essuie [1.8]
Morphology 
Present : faohana, faohako, faohanao, faohany, faohantsika, faohanay, faohanareo, faohan', faohan-, faoham-, faoha-
Past : nofaohana, nofaohako, nofaohanao, nofaohany, nofaohantsika, nofaohanay, nofaohanareo, nofaohan', nofaohan-, nofaoham-, nofaoha-
Future : hofaohana, hofaohako, hofaohanao, hofaohany, hofaohantsika, hofaohanay, hofaohanareo, hofaohan', hofaohan-, hofaoham-, hofaoha-
Imperative : faohy

Updated on 2023/01/20