|
|
|
|

Entry fantsy
Part of speech noun
 Kambo lavalava mafy ary marani-doha maniry eo amin' ny ranjon' ny akoholahy ka entiny miady [1.1]
 The spur of a cock. See fatsy [1.2]
 Ergot [1.3]
Vocabulary 
Examples 
1Nilaozany nijery akoho nifamely fantsy. [2.442]
2Aza akoholahy lava fantsy nefa tsy haneno. [2.558]
3Fa ny trano be rovitra an-tanety sy ny saonjo intelo ranonorana sy ny ondrilahy mivadi-tandroka sy ny akoholahy lava fantsy no tianay! [2.298]
Other spellings 

Entry fantsy
Part of speech noun
  [Betsileo, Merina] Épines ; nom général des arbustes épineux. Plus spécialement :
Des gymnosporia : Gymnosporia leptopus (Tul.) Baker et Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae). Bois nerveux : on en fait des cannes.
Des carissa : Carissa edulis var. subtrinervia Pichon et Carissa madagascariensis Thouars ex Poir. (Apocynaceae). [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Carissa edulis var. subtrinervia, Carissa madagascariensis, Gymnosporia divaricata, Gymnosporia leptopus

Updated on 2023/06/21