| Entry | fanovana (ova) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika [1.1] | ||
| Conversion, commutation [1.13] | ||
| Entry | fanovana (tovana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana [1.1] | ||
| Updated on 2023/09/04 |
|