| Entry | fanotronana (otrona) | |
| Part of speech | noun | |
| Famihinana amin' ny sandry sy ny tanana roa; fanodidinana Fiarahana amin' ny olona iray mba hiaro na hanome voninahitra azy: Misaotra indrindra amin' ny fanotronanareo anay amin' izao andro lehibe izao [1.1] | ||
| L’action d'escorter [1.3] | ||
| Examples | Arahaba omen-kasina re ry lahy satria mihaona isika ary isaorana mitafotafo reroy amin' ny fanotronana sy famaliana ny antso.
[1.368] | |
| Updated on 2023/01/08 |
|