|
|
|
|

Entry fanosehana (tosika)
Part of speech noun
 Fandronjenana mba hivoaka amin' ny faritra iray mamotraka, fandroahana [1.1]
 L’action de pousser, de chasser de la caste, le temps, l’instrument
La viande que l'on mange avec le riz (elle pousse le riz, aide à le manger) [1.3]
Examples 
1Ny impiton' ny fanosehana kosa dia ny tenako no nanaovako fanandramana. [2.499]
2ho fandevonana ny havandra sy ho fanosehana azy ho any amin' ny tany tsy misy vary. [2.588]

Entry fanosehana (tosika)
Part of speech noun
 Vy na varahina, miendrika kaopy bitika kely, isisihan' ny fanondro ka entina manosika ny fanjaitra mba tsy hampaharary ny fanondro
(fiteny tsy mihaja) Laoka; izay rehetra entina manosika ny sakafo [1.1]
 A thimble. See lede [1.2]
 A thimble [1.7]
 Dé à coudre [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Examples Ao ho ao an-joron-databatra ny fanosehana (Le dé est par là dans un coin de la table) [1.107]

Updated on 2023/02/22