| Entry | fanorotoro (torotoro) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina manorotoro, mamotipotika Azo torotoroina [1.1] | ||
| Examples | ary hiandry azy amin' ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, dia araka izay efa noraisiko tamin' ny Raiko.
[2.996] | |
| Updated on 2023/04/14 |
|