| Entry | fanoroana (toro) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanondroana; fampahafantarana, filazana [1.1] | ||
| Examples | Ny hanina tadiavin' ny bibikely amy ny voninkazo dia tsy hitany raha tsy misy fitaomana sy fanoroana azy.
[1.357] | |
| Entry | fañoroana | |
| Part of speech | noun | |
| Combustion, oxydation [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | fandoroana | |
| Updated on 2024/03/26 |
|