|
|
|
|

Entry fanorika (tsorika)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra mikoriana: Ny fanoriky ny ranomasony nanaraka ny takolany no nampahonena ahy [1.1]

Updated on 2023/01/05