| Entry | fanontsanana (hontsana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanakorianan-drano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Ilaina ny fanontsanana ny vava fora faharatsiny isa-maraina Fanafodin' aretim-bava izay tsy atelina fa akoriandriana ao anaty vava fotsiny: Mividiana fanontsanam-bava dia ampiasao fa ho sitrana ny aretim-bavanao [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|