| Entry | fanontaniana (ontany) | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Fanaovana teny mila setriny na valiny: Nanao fanontaniana ilay mpandaha-teny fa tsy nisy namaly ny mpihaino Zavatra adinina amin' ny fanadinana: Fanontaniana efatra tamin' ny enina no voavaliny ka afaka izy Fakana am-bavany, famotopotorana: Naharitra adiny telo ny fanontaniana an' Ray voampanga [1.1] | |||||||
| A question [1.2, 1.7] | |||||||
| Interrogation [1.2] | |||||||
| L'interrogation, l'examen [1.3] | |||||||
| Information [1.4] | |||||||
| Question [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/06/14 |
|