| Entry | fanonona (onona) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina manonona, izany hoe manalefaka, manaketraka [1.1] | ||
| Entry | fanonona (tonona) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina manonona, mamoaka amin' ny feo: Tsy azoko ny fanonon' Ingohy io teny (jereo ankanonona, na fampanonona) [1.1] | ||
| Entry | fanonona (tonona) | |
| Part of speech | noun | |
| [Mod. s. from manonona (tonona).] A riddle, an enigma. [1.2] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|