| Entry | fanombantombanana (tombantombana (tombana)) | |
| Part of speech | noun | |
| Faminavinana ny manakaiky izay tokony ho izy [1.13] | ||
| Estimation [1.13] | ||
| Examples | Niampanga azy ho tovolahy tia vola Sahondra, ka saika hoporofoiny taminy alohan' ny hisarahany mandrakizay ny tsy mahamarina izany fanombantombanana izany.
[2.529] | |
| Updated on 2022/03/02 |
|