|
|
|
|

Entry fanombanana (tombana)
Part of speech noun
 Fanondrotana vidin-javatra ambony mba hahazoana tombony, na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra; faminavinàna; fanaovana ho zavatra [1.1]
 L'action d'évaluer, le motif [1.3]
 évaluation [1.13]
Examples 
1Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany. [2.606]
2Io olana momba ny fanombanana io ve marina koa ho an' ny fikambanan' ny mpiasa? [1.369]
3Sariadriaka endrika izany, manan-tsaina ary mahay ny asany araka ny fanombanana azy. [2.4]

Updated on 2023/09/04