| Entry | fanohitra (tohitra) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy Azo toherina [1.1] | ||
| Ce à quoi on peut résister, manière de résister [1.3] | ||
| Examples | Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza?
[2.996] | |
| Updated on 2023/01/08 |
|