|
|
|
|

Entry fanoherana (tohitra)
Part of speech noun
 Fiadiana mba tsy ho resy: Naharitra ela ny fanoheran' ireo natao fahirano
Sakana, fisakanana: Tsy nisy fanoherana ny fidiranay tao an-tanàna
Fandavana tsy hanaraka: Noho ny fanoheranao ny teniko, dia tsy afaka hiara hiasa isika [1.1]
 L'action de résister, le motif [1.3]
Examples 
1Andriampanoha no nitarika ny fanoherana. [2.508]
2Io lalimoara fasiana lamba io no mariky ny fanoherana. [1.369]

Entry fanoherana
Part of speech noun
  [Merina] Nom d'une Composée herbacée d'après Dandouau. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/08