| Entry |
fanofanana
(ofana)
|
| Part of speech | noun
|
| | Famolavolana [1.13]
|
| | Fanatsobohana metaly mivaivay ao anaty rano na diloilo mangatsiaka, mba hahamafy azy Famolavolana mpiasa amin' ny alalan' ny fampianarana fanampiny mba hanarahany ny toetr' andro: Tokony hanaroka fanofanana isantaona ny mpampianatra [1.1]
|
| | Formation [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa.
[1.320]
|
| 2 | Hataonao ahoana ny mpampianatra FRAM izay iaraha-mahalala ny tsy fahampian' ny fanofanana azy?
[4.27]
|
| 3 | Faman-gian-tsekoly sy fanofanana mpampianatra sy mpitaiza kilasimandry teto an-toerana no niandraiketako.
[2.356]
|
|
|
| Entry |
fanofanana
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tankarana]
Talisman contre la foudre, comme fandemy.
[1.19]
|
|