| Entry |
fanofana
(hofa)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny Fanasivanana voan-javatra toy ny vary amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ny ampombo na ny vato kely... [1.1]
|
|
| Entry |
fanofana
(hofa)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana [1.1]
|
|
| Entry |
fanofana
(ofana)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy azy [1.1]
|
|