|
|
|
|

Entry fanofa (hofa)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina manofa na manome vola saran'ny fipetrahana amin' ny trano iray
Azo hofana [1.1]

Entry fanofa (hofa)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina manofa, miantso manao famantarana amin' ny tanana; na manetsiketsika voam-bary ao anaty sahafa mba hialan' ny ampombo
Azo hofaina [1.1]

Updated on 2012/11/14