|
|
|
|

Entry fanjola (njola)
Part of speech noun
 Fomba entina manjola; fomba na toetran' ny olona manjola, izany hoe mijery mihorirana ila ny masony [1.1]

Updated on 2023/01/05