| Entry | fanjifana (jifa) | |
| Part of speech | noun | |
| Fandaniana tanteraka [1.13] | ||
| Fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha [1.62] | ||
| Consommation [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana.
[4.27] | |
| Updated on 2020/02/26 |
|