|
|
|
|

Entry fanjelatra (jelatra)
Part of speech noun
 Fomba na toetran' ny zavatra mandefa hazavana mitsoriaka toa tselatr' afo: Nanaitra ny fanjelatr' ilay tainkintana nianjera tamin' ny taona 1977 [1.1]

Updated on 2023/01/05