|
|
|
|

Entry fanjavozavo (zavozavo)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra manjavozavo, tsy mazava tsara: Tsy afaka handeha maraina ianareo noho ny fanjavozavon' ny andro amin' izao ririnina izao [1.1]

Updated on 2023/01/05